1 Corinthians 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka samy hitoetra eo amin’izay efa niantsoana azy ihany ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa samia àry mipetraka amin’izay toetra niantsoan’Andriamanitra azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka samy hipetraka amin’izay toetra nisy azy avy fony nantsoin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny olona rehetra samy hitoetra eo amin'izay toetra efa niantsoana azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka samy hitoetra eo amin’izay efa niantsoana azy ihany ny olona rehetra.
malagasy
Aoka ny olona rehetra samy hitoetra eo amin'izay toetra efa niantsoana azy ihany.