1 Corinthians 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nantsoina va ianao raha mbola andevo? Aoka tsy hampaninona anao izany; nefa raha misy hahafahanao dia aleo hararaotina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpanompo va ianao no nantsoina? Aoka tsy hampaninona anao izany; fa na mahazo miavo-tena aza ianao, aleo ihany manararaotra ny toetra niantsoana anao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpanompo ve ianao fony nantsoin’Andriamanitra? Aoka tsy hampaninona anao ny maha mpanompo; kanefa raha misy ahafahanao miavotra, aleo hararaotina izany.
Malagasy Bible 1865
Nantsoina va ianao raha mbola mpanompo? Aoka tsy hampaninona anao izany; nefa raha misy hahafahanao, aleo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nantsoina va ianao raha mbola andevo? Aoka tsy hampaninona anao izany; nefa raha misy hahafahanao dia aleo hararaotina izany.
malagasy
Nantsoina va ianao raha mbola mpanompo? Aoka tsy hampaninona anao izany; nefa raha misy hahafahanao, aleo izany. [ Na: fa na dia misy hahafahanao, dia aleo manompo ihany]