1 Corinthians 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny andevo izay voaantso ao amin’ny Tompo dia olona afaka an’ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voaantso dia mpanompon’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny mpanompo voaantso ao amin’ny Tompo dia olona afaky ny Tompo; ny olona afaka voaantso indray mpanompon’i Kristy ihany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olona mpanompo voaantso ho tafaray amin’ny Tompo dia nafahan’ny Tompo tamin’ny fahotana; ary ny olona tsy mpanompo voaantso ho tafaray amin’i Kristy dia mpanompon’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny andevo izay voantso ao amin'ny Tompo dia olona afaka an'ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voantso dia mpanompon'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny andevo izay voaantso ao amin’ny Tompo dia olona afaka an’ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voaantso dia mpanompon’i Kristy*.
malagasy
Fa ny andevo izay voantso ao amin'ny Tompo dia olona afaka an'ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voantso dia mpanompon'i Kristy.