1 Corinthians 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa olom-boavidy ianareo, koa aza mety ho andevon’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa voavidy sarotra ianareo, ka aza mety ho andevon’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novidin’Andriamanitra lafo ianareo mba ho fananany; noho izany, aza mety handevozin’olona.
Malagasy Bible 1865
Fa olom-boavidy ianareo, ka aza mety ho andevon'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa olom-boavidy ianareo, koa aza mety ho andevon’olona.
malagasy
Fa olom-boavidy ianareo, ka aza mety ho andevon'olona.