1 Corinthians 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, aoka ny olona rehetra samy hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra, eo amin’izay niantsoana azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia àry, ry kristianina, mipetraka eo anatrehan’Andriamanitra amin’izay toetra niantsoana azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, eo anatrehan’Andriamanitra dia aoka samy hipetraka amin’izay toetra nisy azy avy fony nantsoina.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, aoka ny olona rehetra samy hitoetra amin'Andriamanitra ao amin'izay niantsoana azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, aoka ny olona rehetra samy hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra, eo amin’izay niantsoana azy avy.
malagasy
Ry rahalahy, aoka ny olona rehetra samy hitoetra amin'Andriamanitra ao amin'izay niantsoana azy avy.