1 Corinthians 7:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny virijiny dia tsy manana didy avy amin’ny Tompo aho, nefa omeko izay hevitro araka izay niantran’ny Tompo ahy ho mahatoky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny virjiny, dia tsy nahazo didy avy amin’ny Tompo aho, fa manoro hevitra toy ny olona nahazo fahasoavana tamin’ny Tompo mba ho azo itokiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny amin’ny olona tsy manambady, dia tsy nahazoako didy avy amin’ny Tompo; fa manolotra ny hevitro kosa aho, toy ny olona efa nahazo famindrampo tamin’ny Tompo ka azo itokiana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny virijina dia tsy manana didy avy amin'ny Tompo aho; nefa ataoko izay hevitro tahaka izay niantran'ny Tompo ahy ho mahatoky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny virijiny dia tsy manana didy avy amin’ny Tompo aho, nefa omeko izay hevitro araka izay niantran’ny Tompo ahy ho mahatoky.
malagasy
Fa ny amin'ny virijina dia tsy manana didy avy amin'ny Tompo aho; nefa ataoko izay hevitro tahaka izay niantran'ny Tompo ahy ho mahatoky.