1 Corinthians 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa heveriko fa noho ny fahoriana miseho ankehitriny dia tsara amin’ny olona ny mitoetra amin’izao ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ataoko fa tsara izany noho ny fahasahiranana mahazo; eny, tsara amin’ny olona ny mitoetra toy izao ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao àry no hevitro: noho ny fahasahiranana ankehitriny dia tsara ny tsy manambady; eny, tsara ho an’ny olona ny toy izany.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no ataoko fa tsara amin'ny olona noho ny fahoriana miseho ankehitriny, dia ny mitoetra toy izao ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa heveriko fa noho ny fahoriana miseho ankehitriny dia tsara amin’ny olona ny mitoetra amin’izao ihany.
malagasy
Koa izao no ataoko fa tsara amin'ny olona noho ny fahoriana miseho ankehitriny, dia ny mitoetra toy izao ihany.