1 Corinthians 7:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manambady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manambady va ianao? Aza mitady vady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manam-bady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manana va ianao? Aza mitady vady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehilahy efa manambady ve ianao? Aza mitady izay hisarahana. Lehilahy tsy mbola manambady ve ianao? Aza mitady vady.
Malagasy Bible 1865
Manam-bady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manam-bady va ianao? Aza mitady vady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manambady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manambady va ianao? Aza mitady vady.
malagasy
Manam-bady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manam-bady va ianao? Aza mitady vady.