1 Corinthians 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Efa fohy ny andro, koa aoka mba ho toy ny tsy manambady ny manana amin’izao sisa izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hevitro, ry kristianina havana: fohy ny andro, ka amin’izao sisa izao aoka ny manam-bady ho toy ny tsy manana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no teniko, ry havako: Efa fohy ny andro, ka amin’izao sisa izao, dia aoka ireo manambady ho toy ny tsy manambady;
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Efa fohy ny andro, mba ho toy ny tsy manam-bady ny manana amin'izao sisa izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Efa fohy ny andro, koa aoka mba ho toy ny tsy manambady ny manana amin’izao sisa izao;
malagasy
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Efa fohy ny andro, mba ho toy ny tsy manam-bady ny manana amin'izao sisa izao; [ Gr. nohafohezina]