1 Corinthians 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanao izay mety hatao amin’ny vavy ny lahy; ary mba toy izany koa ny vavy amin’ny lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny lehilahy hanefa ny adidiny amin’ny vavy, ary aoka ny vavy hanao toraka izany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny lehilahy hanefa ny adidiny amin’ny vadiny, ary toy izany koa ny vehivavy amin’ny vadiny.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy; ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanao izay mety hatao amin’ny vavy ny lahy; ary mba toy izany koa ny vavy amin’ny lahy.
malagasy
Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy; ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy.