1 Corinthians 7:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
aoka mba ho toy izay tsy mitomany ny mitomany; aoka mba ho toy izay tsy mifaly ny mifaly; aoka mba ho toy izay tsy manana ny mividy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mitomany ho toy ny tsy mitomany; ny mifaly ho toy ny tsy mifaly; ny mividy ho toy ny tsy manana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo mitomany dia aoka ho toy ny tsy mitomany; ireo mifaly dia aoka ho toy ny tsy mifaly; ireo mividy zavatra dia aoka ho toy ny tsy manan-javatra;
Malagasy Bible 1865
ary mba ho toy izay tsy mitomany ny mitomany; ary mba ho toy izay tsy mifaly ny mifaly; ary mba ho toy izay tsy mahazo ny mividy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
aoka mba ho toy izay tsy mitomany ny mitomany; aoka mba ho toy izay tsy mifaly ny mifaly; aoka mba ho toy izay tsy manana ny mividy;
malagasy
ary mba ho toy izay tsy mitomany ny mitomany; ary mba ho toy izay tsy mifaly ny mifaly; ary mba ho toy izay tsy mahazo ny mividy;