1 Corinthians 7:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tiako tsy ho maro ahiana ianareo. Izay tsy manambady dia miahy ny an’ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tiako tsy ho maro ahina ianareo. Izay tsy manam-bady, dia miahy ny momba ny Tompo, mba hahafaly ny Tompo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiako ho afaka amin’ny fanahiana ianareo. Ny lehilahy tokan-tena dia miahy ny raharahan’ny Tompo, manao izay hahafaly ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Fa tiako tsy ho maro ahina ianareo. Izay tsy manam-bady dia miahy ny an'ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tiako tsy ho maro ahiana ianareo. Izay tsy manambady dia miahy ny an’ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.
malagasy
Fa tiako tsy ho maro ahina ianareo. Izay tsy manam-bady dia miahy ny an'ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.