1 Corinthians 7:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay manambady kosa dia miahy ny an’izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny lehilahy izay manam-bady kosa, miahy ny momba izao fiainana izao, mba hahafaly ny vavy, ka voazara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny lehilahy manambady kosa dia miahy ny raharahan’izao tontolo izao, manao izay hahafaly ny vadiny,
Malagasy Bible 1865
Fa izay manam-bady kosa miahy ny an'izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay manambady kosa dia miahy ny an’izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.
malagasy
Fa izay manam-bady kosa miahy ny an'izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.