1 Corinthians 7:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy kosa efa mikasa tsara ao am-pony, sady tsy misy manery azy, fa afaka mifehy ny safidiny izy ka ninia tao am-pony hanaja ny fofombadiny, dia tsara ny nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha misy kosa tsy voatery, fa mahazo manaraka malalaka ny safidiny, ka nikasa mafy tao am-pony sy nanapa-kevitra hitana ny zanany vavy virjiny, dia manao tsara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha tapa-kevitra tao am-pony razazalahy fa hanaja ny fofombadiny, ka tsy nisy nanery azy tamin’izany fa tena safidiny malalaka no nahatapa-kevitra azy tao am-pony, dia tsara ny ataony.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy kosa efa mikasa tsara ao am-pony, sady tsy misy mahatery azy, fa mahazo manaraka ny safidiny ka ninia tao am-pony hiaro ny zananivavy virijina, dia hanao tsara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy kosa efa mikasa tsara ao am-pony, sady tsy misy manery azy, fa afaka mifehy ny safidiny izy ka ninia tao am-pony hanaja ny fofombadiny, dia tsara ny nataony.
malagasy
Fa raha misy kosa efa mikasa tsara ao am-pony, sady tsy misy mahatery azy, fa mahazo manaraka ny safidiny ka ninia tao am-pony hiaro ny zananivavy virijina, dia hanao tsara izy.