1 Corinthians 7:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsara ny ataon’izay mampakatra ny fofombadiny ary tsaratsara kokoa ny ataon’izay tsy mbola mampakatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsara ny ataon’izay mampanam-bady ny zanany vavy, fa tsaratsara kokoa indray no ataon’izay tsy mampanambady azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsara ny ataon’ilay tovolahy mampakatra ny fofombadiny; fa tsaratsara kokoa ny ataony tsy mampakatra ny fofombadiny.
Malagasy Bible 1865
Ka izay manome ny zanany virijina hampakarina dia manao tsara, ary izay tsy manome azy hampakarina no manao tsaratsara kokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsara ny ataon’izay mampakatra ny fofombadiny ary tsaratsara kokoa ny ataon’izay tsy mbola mampakatra azy.
malagasy
Ka izay manome ny zanany virijina hampakarina dia manao tsara, ary izay tsy manome azy hampakarina no manao tsaratsara kokoa.