1 Corinthians 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny vavy no manam-pahefana amin’ny tenany fa ny lahy; ary mba toy izany koa, tsy ny lahy no manam-pahefana amin’ny tenany fa ny vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavy tsy manam-pahefana amin’ny tenany, fa ny lahy; toraka izany koa, ny lahy tsy manam-pahefana amin’ny tenany, fa ny vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vavy tsy manam-pahefana amin’ny tenany, fa an’ny lahy izany; toy izany koa, ny lahy tsy manam-pahefana amin’ny tenany, fa an’ny vavy izany.
Malagasy Bible 1865
Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny vavy no manam-pahefana amin’ny tenany fa ny lahy; ary mba toy izany koa, tsy ny lahy no manam-pahefana amin’ny tenany fa ny vavy.
malagasy
Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny vavy.