1 Corinthians 7:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa raha araka ny hevitro dia sambatra kokoa izy raha mitoetra amin’izao ihany; ary ataoko fa izaho koa dia manana ny Fanahin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra kokoa anefa izy raha mipetraka amin’izao. Izany no hevitro: ary ataoko fa izaho koa dia manana ny Fanahin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, araka ny hevitro, sambatra kokoa ravehivavy raha mitoetra amin’izao. Ary ataoko fa manana ny Fanahin’Andriamanitra koa aho.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha araka ny hevitro, sambatra kokoa izy raha mitoetra toy izao ihany; ary ataoko fa izaho koa manana ny Fanahin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa raha araka ny hevitro dia sambatra kokoa izy raha mitoetra amin’izao ihany; ary ataoko fa izaho koa dia manana ny Fanahin’Andriamanitra.
malagasy
Nefa raha araka ny hevitro, sambatra kokoa izy raha mitoetra toy izao ihany; ary ataoko fa izaho koa manana ny Fanahin'Andriamanitra.