1 Corinthians 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza misara-pandriana ianareo raha tsy amin’izay fotoana sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa miraisa fandriana indray aorianan’izany mba tsy hakan’i Satana fanahy anareo noho ny tsy faharetanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misara-pandriana ianareo, afa-tsy amin’ny andro sasany ifanekenareo holanina amin’ny fivavahana; raha efa izany, dia miraisa indray fandrao alain’i Satana fanahy ianareo, noho ny tsy fahaizanareo mifehy tena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza misara-pandriana ianareo raha tsy amin’ny vanim-potoana ifanarahanareo hatokana ho an’ny fivavahana; avy eo dia miraisa indray, sao tsy mahafehy tena ianareo ka halain’i Satàna fanahy.
Malagasy Bible 1865
Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin'izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray, mba tsy hakan'i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza misara-pandriana ianareo raha tsy amin’izay fotoana sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa miraisa fandriana indray aorianan’izany mba tsy hakan’i Satana fanahy anareo noho ny tsy faharetanareo.
malagasy