1 Corinthians 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Famelana malalaka no ilazako izany fa tsy mandidy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy mandidy anareo aho milaza izany fa mamela malalaka.
Malagasy Bible 1865
Fandeferana anefa no anaovako izany, fa tsy mandidy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Famelana malalaka no ilazako izany fa tsy mandidy aho.
malagasy
Fandeferana anefa no anaovako izany, fa tsy mandidy aho.