1 Corinthians 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy aho amin’ny tsy manambady sy ny mpitondratena: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazaiko amin’ny tsy manam-bady sy ny vehivavy maty vady: Tsara aminy ny mitoetra toa ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy aho amin’ny olona tsy manambady sy ny vehivavy mpitondratena: tsara ho anareo ny mitoetra ho tokan-tena tahaka ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izaho amin'ny tsy manam-bady sy ny mpitondratena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy aho amin’ny tsy manambady sy ny mpitondratena: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy.
malagasy
Fa hoy izaho amin'ny tsy manam-bady sy ny mpitondratena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy.