1 Corinthians 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa raha tsy maharitra izy dia aoka hanambady ihany; fa tsara ny manambady noho ny ho maimay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa raha tsy mahafehy tena izy, dia aoka hanambady, satria aleo manam-bady toy izay maimay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha tsy mahafehy tena ianareo, dia manambadia; fa aleo manambady toy izay maimay.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha tsy maharitra izy, dia aoka hanam-bady ihany; fa tsara ny manam-bady noho ny ho maimay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa raha tsy maharitra izy dia aoka hanambady ihany; fa tsara ny manambady noho ny ho maimay.
malagasy
Nefa raha tsy maharitra izy, dia aoka hanam-bady ihany; fa tsara ny manam-bady noho ny ho maimay.