1 Corinthians 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny hena naterina tamin’ny sampy dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana dia mampieboebo, fa ny fitiavana no mampandroso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny hena naterina tamin’ny sampy, dia fantatsika ihany, fa samy manam-pahalalana isika rehetra. Ny fahalalana anefa mampiebo, fa ny fitiavana no mampandroso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba ny hena natao sorona tamin’ny sampy dia izao: Fantatsika fa samy manana fahalalana daholo isika. Saingy ny fahalalana dia mampieboebo, fa ny fitiavana kosa mampandroso amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny hena aterina amin'ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny hena naterina tamin’ny sampy dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana dia mampieboebo, fa ny fitiavana no mampandroso.
malagasy
[Ny amin'ny hena izay efa natao fanatitra tamin'ny sampy] Ary ny amin'ny hena aterina amin'ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso.