1 Corinthians 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa very noho ny fahalalanao ny malemy finoana, dia ny rahalahy izay navotan’i Kristy tamin’ny fahafatesany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka very ny malemy noho ny fahalalanao, dia ny havana iray finoana nahafoizan’i Kristy ny ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka verin’ny fahalalànao ilay malemy ara-pinoana, dia ilay havana izay nahafoizan’i Kristy ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Fa verin'ny fahalalanao ny malemy, dia ny rahalahy izay navotan'i Kristy tamin'ny fahafatesana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa very noho ny fahalalanao ny malemy finoana, dia ny rahalahy izay navotan’i Kristy tamin’ny fahafatesany!
malagasy
Fa verin'ny fahalalanao ny malemy, dia ny rahalahy izay navotan'i Kristy tamin'ny fahafatesana?