1 Corinthians 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko dia tsy hihinana izay hena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha izay hanina foana no hanafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena mandrakizay aho, mba tsy hanafintohina ny havako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha izay hanina àry no hitarika ny havako amin’ny fahotana, dia tsy hihinan-kanina mandrakizay aho mba tsy hitarika ny havako amin’ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko dia tsy hihinana izay hena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko.
malagasy
Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko.