1 Corinthians 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia misy aza lazaina hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany, toy ny hoe misy andriamanitra maro sy tompo maro,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia maro aza no antsoina hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (mova tsy ny misy Andriamanitra maro sy Tompo maro),
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia misy aza izay atao hoe andriamanitra any an-danitra sy etỳ an-tany – toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro, –
Malagasy Bible 1865
Fa na dia misy aza atao hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia misy aza lazaina hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany, toy ny hoe misy andriamanitra maro sy tompo maro,
malagasy
Fa na dia misy aza atao hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro);