1 Corinthians 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo anefa, fandrao ho tonga fahatafintohinana ho an’ny malemy finoana izany fahafahanareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo anefa sao manafintohina ny malemy izany fahafahanareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo anefa ny fahafahanareo sao dia mitarika ny malemy ara-pinoana amin’ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Nefa tandremo, fandrao izany fahafahanareo izany ho tonga fahatafintohinana ho an'ny malemy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo anefa, fandrao ho tonga fahatafintohinana ho an’ny malemy finoana izany fahafahanareo izany.
malagasy
Nefa tandremo, fandrao izany fahafahanareo izany ho tonga fahatafintohinana ho an'ny malemy.