1 Corinthians 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy olona afaka va aho? Tsy apostoly va aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ny Tompo va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy olona afaka va aho? Tsy Apôstôly va aho? Tsy nahita an’i Jesoa Tompontsika va aho? Moa ianareo tsy asako ao amin’ny Tompo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy olona afaka ve aho? Tsy apôstôly ve aho? Tsy efa nahita an’i Jesoa Tompontsika ve aho? Tsy vokatry ny asako amin’ny fanompoako ny Tompo ve ianareo?
Malagasy Bible 1865
Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an'i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin'ny Tompo va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy olona afaka va aho? Tsy apostoly va aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ny Tompo va ianareo?
malagasy
[Ny nandeferan'i Paoly tsy hovelomin'ny fiangonana tao Korinto] Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an'i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin'ny Tompo va ianareo?