1 Corinthians 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sa noho izahay mihitsy no nanaovana izany teny izany? Eny, fa noho izahay indrindra no nanoratana izany, satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin’ny fanantenana ary izay mively vary dia tokony hively amin’ny fanantenana hahazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sa noho izahay indrindra no nilazany an’izany? Eny, noho izahay tokoa no nanoratana izany; satria izay miasa tany, tsy maintsy miasa amim-panantenana; ary izay mively vary, tsy maintsy mively amim-panantenana ny anjarany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sa noho ny aminay indrindra no ilazany an’izany? Eny, noho ny aminay no nanoratana izany: ny mpiasa tany sy ny mpively vary manko dia samy tsy maintsy manatontosa ny asany amim-panantenana ny anjarany avy.
Malagasy Bible 1865
Sa noho izahay mihitsy no nanaovana izany teny izany? Eny, fa noho izahay indrindra no nanoratana izany, satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin'ny fanantenana, ary izay mively vary dia tokony hively amin'ny fanantenana hahazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sa noho izahay mihitsy no nanaovana izany teny izany? Eny, fa noho izahay indrindra no nanoratana izany, satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin’ny fanantenana ary izay mively vary dia tokony hively amin’ny fanantenana hahazo.
malagasy