1 Corinthians 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha namafy izay zava-panahy ho anareo izahay, moa tsy zava-dehibe koa va raha mba mijinja izay anananareo araka ny nofo kosa izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha namafy ny zava-panahy taminareo izahay, dia zava-dehibe ve raha mba mijinja ny anananareo araka ny nofo kosa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha namafy taminareo ny soa avy amin’ny Fanahy Masina izahay, moa tafahoatra raha mba mijinja ny anjaranay amin’izay fanananareo ara-nofo?
Malagasy Bible 1865
Raha izahay namafy izay zava-panahy ho anareo, dia zavatra lehibe va raha mba mijinja izay anananareo araka ny nofo kosa izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha namafy izay zava-panahy ho anareo izahay, moa tsy zava-dehibe koa va raha mba mijinja izay anananareo araka ny nofo kosa izahay?
malagasy
Raha izahay namafy izay zava-panahy ho anareo, dia zavatra lehibe va raha mba mijinja izay anananareo araka ny nofo kosa izahay?