1 Corinthians 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany koa no nandidian’ny Tompo fa izay mitory ny Filazantsara dia hahazo fivelomana avy amin’ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa no nandidian’ny Tompo fa izay mitory ny Evanjely, dia hahazo fivelomana amin’ny Evanjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no nameperan’ny Tompo fa izay mitory ny Vaovao Mahafaly dia hahazo fivelomana avy amin’izany asa izany.
Malagasy Bible 1865
Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany koa no nandidian’ny Tompo fa izay mitory ny Filazantsara dia hahazo fivelomana avy amin’ny Filazantsara.
malagasy
Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara.