1 Corinthians 9:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nahavatra nitaky izany aho na dia kely akory aza; ary tsy manoratra izany mba hanaovana izany amiko aho; fa aleoko maty toy izay hisy hahafoana ny reharehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho anefa dia sady tsy nampiasa izany fahefana izany no tsy nanoratra ity ho toy ny hitaky izany hatao amiko. Aleoko maty, toy izay ny voninahitro amin’izany no hofoanan’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izaho anefa dia tsy nampiasa velively ireny zoko ireny; ary tsy hitaky ny hampiharana azy amiko no anoratako ny amin’izany. Fa aleoko maty toy izay... Tsy ekeko hofoanan’olona ny reharehako!
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nahavatra izany zavatra izany na dia kely akory aza aho; ary tsy manoratra izany aho mba hanaovana izany amiko; fa aleoko maty toy izay hisy hahafoana ny reharehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nahavatra nitaky izany aho na dia kely akory aza; ary tsy manoratra izany mba hanaovana izany amiko aho; fa aleoko maty toy izay hisy hahafoana ny reharehako.
malagasy
Nefa tsy nahavatra izany zavatra izany na dia kely akory aza aho; ary tsy manoratra izany aho mba hanaovana izany amiko; fa aleoko maty toy izay hisy hahafoana ny reharehako.