1 Corinthians 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: Raha mitory ny Filazantsara aho dia tsy asiako fandoavam-bola ny Filazantsara mba tsy hanamparako ny fahefako amin’ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no valisoa azoko? Izao ihany: mitory ny Evanjely aho, ary mitory azy maimaim-poana, fa tsy mampiasa ny fahefana ananako avy amin’ny Evanjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no mba valisoa azoko? Dia izao: afa-manolotra maimaimpoana ny Vaovao Mahafaly izay torîko aho, ka tsy mampiasa ny zo omen’ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara, mba tsy hanampatra ny fahefako amin'ny filazantsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: Raha mitory ny Filazantsara aho dia tsy asiako fandoavam-bola ny Filazantsara mba tsy hanamparako ny fahefako amin’ny Filazantsara.
malagasy
Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara, mba tsy hanampatra ny fahefako amin'ny filazantsara.