1 Corinthians 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia olona afaka eo anatrehan’ny olona rehetra aza aho dia mbola nataoko ho mpanompon’ny olona rehetra ihany ny tenako mba hahazoako ny maro araka izay azo atao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, na dia olona afaka aza aho, ka tsy mpanompon’iza n’iza akory, dia nilatsaka ho mpanompon’ny olona rehetra kosa, mba hahazoako olona maromaro kokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona tsy mpanompon’iza na iza tokoa aho, kanefa dia nilatsaka ho mpanompon’ny olona rehetra hahazoako maro araka izay tratra.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia afaka amin'ny olona rehetra aza aho, dia mbola nataoko ho mpanompon'ny olona rehetra ihany ny tenako mba hahazoako maromaro kokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia olona afaka eo anatrehan’ny olona rehetra aza aho dia mbola nataoko ho mpanompon’ny olona rehetra ihany ny tenako mba hahazoako ny maro araka izay azo atao.
malagasy
Fa na dia afaka amin'ny olona rehetra aza aho, dia mbola nataoko ho mpanompon'ny olona rehetra ihany ny tenako mba hahazoako maromaro kokoa.