1 Corinthians 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy apostoly ho an’ny sasany aza aho dia apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase maha apostoly ahy ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na tsy Apôstôly aza aho ho an’ny sasany, dia Apôstôly ho anareo tokoa, satria ianareo no tombokase maha-Apôstôly ahy ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia tsy apôstôly aza aho ho an’ny sasany, dia apôstôly tokoa ho anareo. Satria noho ianareo tafaray amin’ny Tompo, dia ianareo mihitsy no porofon’ny maha apôstôly ahy.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy Apostoly ho an'ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah'Apostoly ahy ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy apostoly ho an’ny sasany aza aho dia apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase maha apostoly ahy ao amin’ny Tompo.
malagasy
Raha tsy Apostoly ho an'ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah'Apostoly ahy ao amin'ny Tompo.