1 Corinthians 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo amin’ny Jiosy dia tonga toy ny Jiosy aho mba hahazoako ny Jiosy; teo amin’izay ambanin’ny lalàna dia tonga toy izay ambanin’ny lalàna aho na dia tsy ambanin’ny lalàna aza aho, mba hahazoako izay ambanin’ny lalàna;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny Jody aho dia Jody, mba hahazoako ny Jody;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo Jiosy, dia nanao tahaka ny Jiosy aho hahazoako azy ireo; na dia olona tsy fehezin’ny lalànan’i Mosesy intsony aza aho, dia nanao tahaka ireo fehezin’ny lalàna hahazoako azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny Jiosy, dia tonga toy ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy; tamin'izay ambanin'ny lalàna, dia tonga toy izay ambanin'ny lalàna aho, na dia tsy ambanin'ny lalàna aza aho, mba hahazoako izay ambanin'ny lalàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo amin’ny Jiosy* dia tonga toy ny Jiosy aho mba hahazoako ny Jiosy; teo amin’izay ambanin’ny lalàna dia tonga toy izay ambanin’ny lalàna aho na dia tsy ambanin’ny lalàna aza aho, mba hahazoako izay ambanin’ny lalàna;
malagasy