1 Corinthians 9:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
teo amin’izay tsy manana lalàna dia toy izay tsy manana lalàna aho mba hahazoako izay tsy manana lalàna, kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin’Andriamanitra aho fa ambanin’ny lalànan’i Kristy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’izay ambanin’ny Lalàna aho, dia nanao toy ny ambanin’ny Lalàna (na dia tsy ambanin’ny Lalàna aza), mba hahazoako izay ambanin’ny Lalàna; tamin’izay tsy manan-dalàna aho, dia toy ny tsy manan-dalàna (na dia tsy olona tsy manan-dalàna amin’Andriamanitra aza aho, fa ambanin’ny lalàn’i Kristy), mba hahazoako ny tsy manan-dalàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo tsy mahalala ny lalànan’i Mosesy, dia nanao tahaka ireo tsy mahalala io lalàna io aho hahazoako azy ireo; tsy hoe tsy fehezin’ny lalànan’Andriamanitra aho, fa manoa ny lalànan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
tamin'izay tsy manana lalàna, dia toy izay tsy manana lalàna aho (kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin'Andriamanitra aho, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy), mba hahazoako izay tsy manana lalàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
teo amin’izay tsy manana lalàna dia toy izay tsy manana lalàna aho mba hahazoako izay tsy manana lalàna, kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin’Andriamanitra aho fa ambanin’ny lalànan’i Kristy*;
malagasy
tamin'izay tsy manana lalàna, dia toy izay tsy manana lalàna aho (kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin'Andriamanitra aho, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy), mba hahazoako izay tsy manana lalàna;