1 Corinthians 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny Filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho ny Evanjely no nanaovako izany rehetra izany, mba hananako anjara aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany rehetra izany dia ataoko noho ny Vaovao Mahafaly mba hahatonga ahy ho mpiombona anjara amin’ny soa ampanantenainy.
Malagasy Bible 1865
Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny Filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho.
malagasy
Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho.