1 Corinthians 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy mba mahazo mihinana sy misotro va izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy zonay ve ny mandray izay hohanina sy hosotroina avy aminareo?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy mba mahazo mihinana sy misotro va izahay?
malagasy
Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay?