1 Corinthians 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy mba mahazo mitondra vady izay isan’ny mino va izahay, tahaka ny apostoly sasany koa sy ny rahalahin’ny Tompo ary i Kefasy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy mahazo mitondra anabavy miaraka aminay va izahay, tahaka ny ataon’ireo Apôstôly sasany, sy ny havan’ny Tompo, ary i Sefasy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy zonay ve ny mitondra vehivavy kristianina toy ny ataon’ireo apôstôly sy ny rahalahin’ny Tompo ary i Petera?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy mba mahazo mitondra vady izay isan’ny mino va izahay, tahaka ny apostoly sasany koa sy ny rahalahin’ny Tompo ary i Kefasy?
malagasy
Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy? [ Gr. anabavy]