1 Corinthians 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sa izaho sy i Barnabasy ihany va no tsy manana zo tsy hiasa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa, izaho irery sy i Barnabe ihany no tsy afa-mitsahatra amin’ny asa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa izahay sy i Barnabà no hany tsy manan-jo hamela ny asa fivelomana?
Malagasy Bible 1865
Sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sa izaho sy i Barnabasy ihany va no tsy manana zo tsy hiasa?
malagasy
Sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa?