1 Corinthians 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa araka ny fihevitry ny olona va no itenenako izany, sa mba milaza izany koa ny lalàna?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa araka ny hevitr’olombelona fotsiny ve no ilazako izany, sa mba lazain’ny Lalàna ihany koa izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe araka ny fiheveran’ny besinimaro ihany no itenenako izany fa na ny lalànan ’i Mosesy koa aza dia milaza izany.
Malagasy Bible 1865
Moa araka ny fihevitry ny olona va no itenenako izany, sa ny lalàna mba milaza izany koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa araka ny fihevitry ny olona va no itenenako izany, sa mba milaza izany koa ny lalàna?
malagasy
Moa araka ny fihevitry ny olona va no itenenako izany, sa ny lalàna mba milaza izany koa?