1 John 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy isika, ary ny teniny dia tsy ato anatintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha milaza antsika ho tsy nanota isika, dia mampandainga Azy isika, ary tsy ao anatintsika ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha milaza ho tsy nanota isika, dia mampandainga an’Andriamanitra sady tsy ao anatintsika ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy isika, ary ny teniny dia tsy ato anatintsika.
malagasy
Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika.