1 John 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo mba hahazoanareo fiombonana aminay koa. Ary ny fiombonanay dia amin’ny Ray sy amin’i Jesosy Kristy Zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eny, izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo kosa, mba hanananareo fikambanana aminay koa; ary ny fikambananay dia amin’ny Ray sy amin’i Jesoa Kristy Zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo fiombonana aminay koa; fa izahay dia miombona amin’ny Ray sy amin’i Jesoa Kristy Zanany.
Malagasy Bible 1865
izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesosy Kristy Zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo mba hahazoanareo fiombonana aminay koa. Ary ny fiombonanay dia amin’ny Ray sy amin’i Jesosy Kristy* Zanany.
malagasy
izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesosy Kristy Zanany.