1 John 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao zavatra izao no soratanay mba ho tanteraka ny fifaliantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izahay no manoratra izany aminareo, dia mba ho feno ny fifalianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no soratanay aminareo, mba ho feno ny hafaliantsika.
Malagasy Bible 1865
Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao zavatra izao no soratanay mba ho tanteraka ny fifaliantsika.
malagasy
Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. [ Na: fifalianareo]