1 John 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no teny renay Taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava ary tsy misy maizina akory ao Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no teny renay taminy, sy ambaranay aminareo: Andriamanitra dia fahazavana, ary tsy misy haizina akory ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hafatra renay tamin’i Jesoa Kristy, ka mba ambaranay aminareo: Andriamanitra dia fahazavana, ary tsy mba misy haizina akory ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no teny renay Taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava ary tsy misy maizina akory ao Aminy.
malagasy
Ary izao no teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy.