1 John 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ny mazava ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tia ny namany no mitoetra ao amin’ny mazava, ka tsy misy fanafintohinana ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tia ny namany iray finoana no mitoetra ao amin’ny fahazavana, ka tsy misy zavatra mitaona ny hafa amin’ny ratsy ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin'ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ny mazava ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.
malagasy
Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin'ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.