1 John 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manoratra aminareo zanaka aho satria voavela ny helokareo noho ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manoratra ho anareo zanaka aho, satria voavela ny helokareo noho ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no soratako ho anareo rankizy: «Voavela ny fahotanareo noho ny anaran’i Kristy!»
Malagasy Bible 1865
Manoratra aminareo zanaka aho, satria voavela ny helokareo noho ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manoratra aminareo zanaka aho satria voavela ny helokareo noho ny anarany.
malagasy
[Fananarana mba tsy ho tia izao tontolo izao, na hofitahin'ny antikristy, fa mba hiorina tsara ao amin'i Kristy] Manoratra aminareo zanaka aho, satria voavela ny helokareo noho ny anarany.