1 John 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza tia izao tontolo izao, na ny zavatra amin’izao tontolo izao. Fa izay tia an’izao tontolo izao dia tsy manana ny fitiavana ny Ray ao anatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mankamamy an’ izao tontolo izao, na ny zavatra izay ao amin’izao tontolo izao. Raha misy olona mankamamy an’izao tontolo izao, dia tsy ao anatin’izany olona izany ny fitiavana ny Ray.
Malagasy Bible 1865
Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray;
malagasy
Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.