1 John 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mandalo izao tontolo izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandalo izao tontolo izao sy ny filàny, fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandalo izao tontolo izao sy ny filàndratsy itaomany, fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mandalo izao tontolo izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
malagasy
Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay.