1 John 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa dia manana hosotra avy amin’Ilay Masina ka mahalala ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa dia voahosotr’ilay Masina, ka mahalala ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa dia manana ny Fanahy Masina avy amin’i Kristy ary mahafantatra izany avokoa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa manana hosotra avy amin'ilay Masina ka mahalala ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa dia manana hosotra avy amin’Ilay Masina ka mahalala ny zavatra rehetra.
malagasy
Fa ianareo kosa manana hosotra avy amin'ilay Masina ka mahalala ny zavatra rehetra.